<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><lyrics>[V1]
 An'i Kristy ny fanjakana,
 Azy izao na ny hery,
 na ny fahefana,
 na ny fandresena.
 Azy koa na ny voninahitra,
 na ny fiandriananan
 na ny laza Mpanjaka mandrakizay Kristy Tomponay.
 Azy irery ny seza fiandrianana
 sy ny satro-boninahitra.
 Azy izao sy mandrakizay.</lyrics>
<title>An'i Kristy ny fanjakana AN9</title>
<hymn_number>9</hymn_number>
</song>